GEOGRAPHIE: Dissertation
Au Japon, les handicaps sont
surmontés et les atouts renouvelés. Expliquer et développer.
HISTOIRE: Commentaire de document (bac série A
session 2013)
L’émancipation des peuples
dépendants
La
décolonisation débute dès 1945. A la faveur de la guerre les mouvements
nationalistes profitent de l'affaiblissement des métropoles européennes et
demandent la reconnaissance de leurs revendications.
L’hostilité
des Etats-Unis ou de l’U.R.S.S à la colonisation, la création d’un organisme
comme l’ONU sont par ailleurs autant d’éléments favorables à l’émancipation des
peuples dominés (…)
(In: Histoire Terminale, Collection J. Le
Pellec p: 193.)
Commentez ce document à l’aide
des directives suivantes:
- Expliquez que l’affaiblissement
des métropoles est à l’origine de la décolonisation.
- Pourquoi les Etats-Unis et
l’U.R.S.S sont favorables à la décolonisation?
- Quel est le rôle de l’O.N.U
dans la décolonisation ?
JEOGRAFIA: Famoaboasan-kevitra
Any Japana, dia ihoarana hatrany ny olana aman-tsakana ary havaozina
hatrany ihany koa ireo hery ananana nahitam-pahombiazana. Hazavao ary fakafakao.
TANTARA: Fanadihadiana tahirin-kevitra
Ny fanafahana
ireo vahoaka voageja.
Niantomboka tamin’ny 1945 ny fanafoanana ny
fanjanahantany. Ny fahosan’ny renivohitra erôpeanina vokatry ny ady no
nahafahan’ny vondron’ny tia tanindrazana nanararaotra sy nangataka ny
hankatoavana ny fitakiana nataony.
Ny fankahalan’i Etazonia na ny Firaisana Sôvietika ny
fanjanahantany, ny fananganana fikambanana toy ny « Firenena
Mikambana » no anisan’ireo toe-javatra nampahomby ny fanafahana ny vahoaka
voageja.
(Nalaina
tao amin’ny: Histoire Terminale, Collection J. Le Pellec p: 193.)
Hadihadio ity tahirin-kevitra ity ary ampiasao
amin’izany ireto tari-dalana manaraka ireto:
- Hazavao fa ny fahaosan’ireo renivohitra erôpeanina
no anisan’ny loharanon’ny fanafoanana ny fanjanahantany.
- Nahoana i Etazonia sy ny Firaisana Sôvietika no
nankasitraka ny fanafoanana ny fanjanahantany?
- Inona no anjara asan’ny Firenena Mikambana teo
amin’ny fanafoanana ny fanjanahantany?