SUJET I: Géographie –
Dissertation
La population américaine.
Insister sur l’origine, le « melting-pot » et les classes
sociales.
SUJET II: Histoire – Commentaire (BAC série C-D session 2014)
Discours de JDANOV
Plus nous nous éloignons de la fin de la guerre et
plus nettement apparaissent les deux directions principales de la politique
internationale de l’après guerre : le camp anti-impérialiste et démocratique
et le camp impérialiste (...)
Les Etats-Unis sont la principale force dirigeante
du camp impérialiste. L’Angleterre et la France sont unies aux Etats-Unis. Les
forces anti-impérialistes et anti-fascistes forment l’autre camp. L’URSS et les
pays de la démocratie nouvelle en sont le fondement.
JDANOV - Septembre
1947
A l’aide de ce texte et de vos connaissances :
- Expliquez la bipolarisation du monde en 1947.
- Analysez l’organisation politique et militaire des deux camps.
LAZA ADINA I: Jeografia – Famoaboasan-kevitra :
Ny mponina amerikana
Jereo manokana ny fiaviany,
ny antsoina hoe « melting-pot » ary ireo saranga hita any.
LAZA ADINA II: Tantara – Fanadihadiana
tahirin-kevitra.
Kabarin’i JDANOV
Taorian’ny ady lehibe faharoa
dia nisongadina teo amin’ny sehatra politika iraisam-pirenena fa sori-dalana
roa miavaka tsara no misy: Vondrona iray, mandala ny demokrasia sady manohitra
ny fanjakazakana antanin’olona ary Vondrona iray hafa, manaiky ny fanjakazakana
an-tanin’olona (...).
I Etazonia no mpitarika ao
amin’ny Vondrona lazaina fa manjakazaka antanin’olona. Miara-dalana aminy i
Frantsa sy Angletera. Ireo hery mandà ny fanjakazakana antanin’olona sy
mitsipaka ny fasista no mitambatra ao amin’ny Vondrona iray. I URSS sy ireo
firenena nisafidy ny demokrasia no mivondrona ao.
JDANOV - Septembra 1947
Miainga amin’io lahatsoratra io sy ny
fahalalanao manokana :
- Hazavao ny fivakisan’izao tontolo izao ho roa
taorian’ny 1947.
- Fakafakao ny lamina ara-politika sy ara-tafika teo amin ‘ny Vondrona
roa.