PREMIER GROUPE :
I. QUESTION OBLIGATOIRE: HISTOIRE
Perestroïka et Glasnost.
- De qui sont ces idées politiques ?
- Quels sont les objectifs et les conséquences ?
II. DISSERTATION: GEOGRAPHIE
‘‘L’espace agricole des USA est vaste, son exploitation entraîne succès
et problèmes’’. Expliquez.
DEUXIEME GROUPE :
I. QUESTION OBLIGATOIRE: GEOGRAPHIE
Qu’est-ce que l’IDH (Indice de Développement Humain) ?
II. DISSERTATION: HISTOIRE
Le rôle de l’ONU est-il limité seulement au maintien de la paix et de la
sécurité internationale ?
SOKAJY VOALOHANY:
I. Fanontaniana
tsy maintsy valiana: TANTARA
Ny ‘‘Perestroïka’’ sy ny ‘‘Glasnost’’.
- Avy amin’iza moa ireo hevitra politika ireo?
- Inona no tanjona ary inona no vokany?
II. FaMOABOASAN-KEVITRA:
JEOGRAFIA
‘‘Midadasika ny heban’ny fambolena any Etazonia,
miteraka fahombiazana sy olana ny famokarana azy’’. Hazavao.
SOKAJY FAHAROA:
I. Fanontaniana
tsy maintsy valiana: JEOGRAFIA
Inona no atao hoe “IDH ’’?
II. FaMOABOASAN-KEVITRA:
TANTARA
Voafetra ho amin’ny fitandroana ny
fandriampahalemana sy ny filaminana iraisam-pirenena fotsiny ihany ve ny andraikitry
ny Firenena Mikambana?