Premier
groupe:
1) Question
obligatoire: Histoire
L’organisation économique et militaire du bloc
communiste.
2) Dissertation:
Géographie
Le développement industriel des
Etats-Unis est le résultat des conditions naturelles favorables et de
l’efficacité de l’organisation humaine. Expliquez.
Deuxième groupe:
1) Question obligatoire: Géographie
Complétez la carte en indiquant
sur la légende les différents types de climat des
Etats-Unis.
2) Dissertation : Histoire
Le bilan de la seconde guerre
mondiale et le rôle des Etats-Unis dans l’organisation de la paix et la
reconstruction. Expliquez.
Sokajy
I:
1) Fanontaniana
tsy maintsy valiana: Tantara.
Ny lamina ara-toekarena sy ara-tafika teo
amin’ny vondrontany kominista.
2) Famoaboasan-kevitra: Jeografia.
Ny fandrosoan’ny indostria
amerikana dia vokatry ny fahatsaran’ny zava-misy ara-boajanahary sy ny
fahombiazan’ny fandaminana nentin’ny olona. Hazavao.
Sokajy II:
1) Fanontaniana tsy maintsy valiana : Jeografia.
Fenoy ity sarintany ity ka apetraho eo amin’ny maribolana
ny karazana toetany misy any
Etazonia.
2) Famoaboasan-kevitra : Tantara.
Ny tombambokatry ny ady lehibe faharoa sy ny anjara
noraisin’i Etazonia teo amin’ny fandaminana ny fandriampahalemana sy ny
asam-panarenana. Hazavao.