A. Fanontaninana
1)
Milaza ohabolana na oha-pitenenana telo (03) mikasika ny Marina.
2)
Lazao ny fiheveran’ny Malagasy ny atao hoe “Lany tamingana” sy ny atao hoe
“Momba”.
B. Famakafakan-kevitra
D. Fanadihadiana Lahatsoratra
Iza?
Ilay
mahita ny tsy hitan’
Ny
sarambaben’olona…
Ilay
mahatsapa ny tsapan’
Ireo
mihevitra ho mpitolona…
Ilay
miaina ny tsy iainan’
Ny
indray mihira aminy…
Ilay
miaritra ny tsy aritr’
Ny
maro amin’ny taniny…
Ilay
maheno ny tsy henon’
Ny
mpisambotra vaovao…
Ilay
mitsinjo ny tsy tsinjon’
Ny
olo maro toa anao…
Ilay
mandre ny tsy renesin’
Izao
tontolo izao…
Ilay
hafa nefa tsy hafa
Fa
ianao dia ianao…?
Ny
mpanoratra.
Nalisoa Ravalitera, 28-02-88 in
Sandratra Vol. 1, tak. 05.
Fanontaniana:
Hadihadio io lahatsoratra io.