A. Fanontaninana
1.
Manomeza tara-kevitra telo lehibe nisongadina tamin’ny vanimpotoana fiforetana
anaty?
2.
Mitanisa ohabolana telo mikasika ny fiheveran’ny Ntaolo ny amin’ny toetoetry ny
Marina.
B. Famakafakan-kevitra
Hoy
ny mpandinika iray: “Sady fitaratry ny zava-misy no azo amolavolana azy koa ny
literatiora”. Fakafakao.
D. Fanadihadiana Lahatsoratra
“Hoy i Tsiry ao amin’ny “Vakivakim-piainana”.
“…
Angamba izay ho safidinao ry Mino tsy ahatosika ny vintana. Hery lehibe loatra,
hery be dia be loatra no mitambatra ho vintana: ny nahaterahana, ny
nahaterahana, ny fiara-monina, ny firazanana, ny hery mampitsimoka ny fiainana…
Ireny no manosika anao ary saro-pehezina ireny!”
Vakivakim-pianana P.29
Fanontaniana:
Hadihadio io sombin-dahatsoratra io.